Teny iditra mihamahantra (mahantra (antra))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   s'appauvrir [Rakotonaivo 1993]
   tomber dans la gêne [Baiboly]
Ohatra  
1Raha mihamahantra ny rahalahinao eo akaikinao, ka mivaro-tena aminao, aza dia ampanaovina asan' andevo izy [Baiboly: 3.25.39]
2Raha mihamahantra ny mponina eny an-tanànakely onenan-dRasoa mianakavy, velona ho azy kosa ny tanàna iray tsy lavitra eo manamorana ny lalamby. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 125]
Ny bikany  
mihamahantra
nihanahantra
nihamahantra
hihamahantra

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/30