Teny iditra mihamaina (maina (haina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Nahazo hafanana aho ary nihamaina ny akanjoko [2.4]
2nihamaina ny herin' ny aiko tamin' ny hainandro lohataona [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihamaina, mihamain-, mihamaim-, mihamai-
Ny lasa : nihamaina, nihamain-, nihamaim-, nihamai-
Ny hoavy : hihamaina, hihamain-, hihamaim-, hihamai-

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30