Teny iditra mihamarivo (rivo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   Devenir peu profond [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila R)]
Ohatra   Fa i Sahabe toa mihamarivo indraindray. [Andraina: Sahabe, takila 4]
fa ny ao atsimo dia misy tanjona mitranga avy ao atsinanana ka mahaety ny farihy, ary ny rano ao amin' io andilan-drano io dia mihamarivo, hatramin' ny 110 m. [Randzavola: Baiboly, takila 376]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/16