Teny iditra mihamavo (mavo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Devenir malpropre, jaunir [1.68]
Ohatra 
1Tonga namana vao mihamavo, Ny aloha tsy manao hoe maitia. [1.318]
2Raha mihamavo ny tarehy sy ny faritra fotsy amin'ny maso (ngorongosy) mandritra ny andro voalohany hiainany na aorinan'ny andro fahadimy dia loza be izany. [2.424]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23