Teny iditra mihambahamba (hambahamba (hamba))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao
¶ Miahotrahotra na miatoato raha miteny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihambahamba
nihambahamba
hihambahamba
mihambaham
Ohatra Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 29]

Teny iditra mihambahambà (hambahamba (hamba))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihambahamba [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24