Teny iditra mihamina (hamina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana
¶ (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihamina
nihamina
hihamina
mihamìna
Teny mitovy hevitra mihaminkamina

Teny iditra mihamìna (hamina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihamina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra mihaminkamìna

2013/04/23