Teny iditra mihaminkamina (haminkamina (hamina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana
¶ (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihaminkamina
nihaminkamina
hihaminkamina
mihaminkamìna
Teny mitovy hevitra mihamina
Ohatra Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 52]

Teny iditra mihaminkamìna (haminkamina (hamina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaminkamina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra mihamìna

2013/04/23