Teny iditra mihandrohandro (handrohandro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza rahonanao intsony izy fa efa mihandrohandro ny ranomasony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihandrohandro
nihandrohandro
hihandrohandro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31