Teny iditra mihandrona (handrona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano
¶ Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity
¶ Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be stagnant, to be motionless [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être stagnant, rester là longtemps [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihandrona
nihandrona
hihandrona
mihandròna

Teny iditra mihandròna (handrona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihandrona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/08/06