Teny iditra mihanihany (hanihany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihomehy olona, manao hehy valaka aman' olona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to giggle, to mock [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ricaner [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihanihany
nihanihany
hihanihany
mihanihania

2012/08/06