Teny iditra mihanjahanja (hanjahanja (hanja))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho miharihary: Naseho ny taratasy nosoniaviny ka nihanjahanja teo ny hadisoany
¶ Tsy mirako-damba na miakanjo hanafina ny vatana: Oadray ity zaza mihanjahanja, nefa ny andro mangatsiaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be evident, to be exposed to view [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être bien exposé à la vue, être manifeste [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihanjahanja
nihanjahanja
hihanjahanja
mihanjahanjà

Teny iditra mihanjahanjà (hanjahanja (hanja))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanjahanja [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/06