Teny iditra mihanta (hanta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy
¶ Miangavy mafy ary amimpanetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko
¶ Mitalaho, milela-paladia
¶ Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be spoiled (of a child) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être gâté (se dit des enfants) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihanta
nihanta
hihanta
mihan
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô... [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 38]
Teny nalaina 

Teny iditra mihantà (hanta)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanta [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24