Teny iditra mihaodihaody (haodihaody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivezivezy manodidina amin' ny endrika mahimahina toa mitilitily hamely: Hatry ny omaly hariva Rangahy iny no mihaodihaody eo antokotany eo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihaodihaody
nihaodihaody
hihaodihaody
mihaodihaodia

2010/05/06