Teny iditra mihaona (haona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
Mitovy hevitra: mifanehatra ~ mifanena ~ mifanojo ~ sehatra ~ sendra ~ sendra mahita ~ tohatra ~ tojo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to meet with some one, to meet, to join, to unite with. [Richardson 1885]
 to meet with [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se rencontrer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihaona
nihaona
hihaona
mihaonà
Ohatra 
1Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona. [Rajohanesa: Kintana]
2Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana. [Andriamalala: Ranomasina, takila 59]
Teny nalaina 

Teny iditra mihaonà (haona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/08/06