Teny iditra mihaotra (haotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotra loha
¶ Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to scratch, to claw. [Richardson 1885]
 to scratch oneself; to rub against something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se gratter, se frotter contre quelque chose [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihaotra
nihaotra
hihaotra
mihaora
Teny mitovy hevitra mihaotraotra
Teny nalaina 

2010/05/14