Teny iditra miharana (harana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ miharaña ] [Tambahoaka] mitady [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] mitady [Rakotosaona 1972]
 [ miharaña ] [Tanala] mikatsaka, mitady, mikaroka [Rakotosaona 1972]
 Mitady: Miharana ady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] to seek, to search [Richardson 1885]
Endriteny 
miharana
niharana
hiharana
mihana

Teny iditra miharàna (harana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miharana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24