Teny iditra miharatra (haratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikiky ny volombava amin' ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia lava sahady ny volombavako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shaven. [1.2]
 To shave oneself; to be clean-shaven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se raser; être rasé [1.8]
Ohatra Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miharatra
Ny lasa : niharatra
Ny hoavy : hiharatra
Filaza mandidy : miharata
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20