Teny iditra miharoka (haroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy miharoka izany vilany izany ka andeha jereo
Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hiharoka ahy Rakoto fa fantatro tsara
Mitovy hevitra: mamantatra ~ misafary ~ misaroro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza miharoka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Miharoka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miharoka
Ny lasa : niharoka
Ny hoavy : hiharoka
Filaza mandidy : miharofa
Tovy hevitra mangaroka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20