Teny iditra miharoña (rona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   Devenir ébréché, édenté [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila R)]

Teny iditra miharona
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Ohatra   Izao no lazain' ilay miharona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan' ny fanaovan-jiro volamena fito [Baiboly: 73.2.1]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/16