Teny iditra mihary (hary)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manangona vola na fananana: Aza mitsi [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to get wealth, to accumulate property. [Richardson 1885]
   to accumulate possessions [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   amasser des biens, faire des économies: [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mihary
nihary
hihary
miharia
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/16