Teny iditra mihasimba (simba)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   Se détériorer peu à peu [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]
Ohatra  
1raha mihasimba ny fahaizana azy dia ho sahirana isika. [Rabemolaly: Fary, takila 10]
2Ary farany, mba efa noeritreretina ve fa mihasimba tsikelikely ary tsy misy fanafany ny toetry ny fifanakalozana ara-tsosialy, vokatry ny tsy fanajana ny sampan-draharaha najoron' ny lalàna hampihatra azy? [SeFaFi , 2012/01/31]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/16