Teny iditra mihataka (hataka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny toianan' ity varavarana ity
¶ Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana
¶ Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to separate, to go apart from , to stand aside or aloof from. [Richardson 1885]
 to separate oneself; to draw apart, to stand aloof [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se séparer, se retirer des autres; se disjoindre [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihataka
nihataka
hihataka
mihataha

2012/08/06