Teny iditra mihata-maso (hataka, maso)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra toy ny vato amin' ny rarivato na ny miefitrefitra amin' ny tsihy, izay hita mihataka be na misaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To separate, as the joining of rings. [1.2]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31