Teny iditra mihatevina (tevina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihalehibe ny indrakeliny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   devenir plus serré, plus épais ; augmenter [Abinal 1888]
Endriteny  
mihatevina
nihatevina
hihatevina
Fitovian-keviteny   mihamatevina

2015/03/09