Teny iditra mihatsara (tsara)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to become good gradually [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   s'améliorer peu à peu, progresser [Abinal 1888]
Ohatra   Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 65]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/18