Teny iditra mihavana (havana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao
¶ Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. [Richardson 1885]
 to be friends [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être parents [Rajemisa: Vakoka]
 avoir de bonnes relations [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihavana
nihavana
hihavana
mihavàna
Ohatra Tsotra ihany raha te hihavana amiko: [Andraina: Mitaraina, takila 33]

Teny iditra mihavàna (havana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihavana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/06