Teny iditra mihavingavina (havingavina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy miraharaha firy eo am-panaovan-javatra; manao kitoatoa, mosalahy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihavingavina
nihavingavina
hihavingavina
mihavingavìna

Teny iditra mihavingavìna (havingavina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihavingavina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/23