Teny iditra mihaza (haza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga ry zareo ~ Nihaza orana izahay nefa tsy nahazo na iray aza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hunt, to chase. [Richardson 1885]
 to go hunting; to search for [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay aller à la chasse [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihaza
nihaza
hihaza
mihazà
Ohatra ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [Andriamalala: Ranomasina, takila 30]

Teny iditra mihazà (haza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaza [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/06