Teny iditra mihazakazaka tratran' ny miadana
Singan-teny mihazakazaka ; tratra ; miadana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26