Teny iditra mihazaza (zaza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tonga zaza indray; miteny, milalao toy ny zaza; miverin-tsaina [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay devenir enfant, tomber dans l'enfance, s’amuser, jouer, parler comme les enfants [Abinal 1888]
Haiendriteny 
mihazaza
nihazaza
hihazaza

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31