Teny iditra mihazihazy (hazihazy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mitafy, tsy miakanjo
¶ Jereo mitanjaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy naked, bare. See mitanjaka. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihazihazy
nihazihazy
hihazihazy
mihazihazia

2013/04/23