Teny iditra mihazo (hazo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly
¶ Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to pass by way of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   passer par [Hallanger 1974]
Ohatra   Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 108]
Endriteny  
mihazo
nihazo
hihazo
Teny nalaina  

2012/08/06