Teny iditra mihazohazo (hazohazo (hazo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijajirika misalasala tsy mahita izay hatao, na handroso na hihemotra: Nihazohazo ela teo an-tokotany io tovolahy io oao niditra
¶ Tsy tapa-kevitra, misalasala, mihambahamba: Mihazohazo mandrakariva io tovolahy io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihazohazo
nihazohazo
hihazohazo
mihazohazoa
Teny nalaina 

2013/04/23