Teny iditra mihazona (hazona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany
Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hold, to grasp, to detain. [1.2]
 To grasp, to retain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Retenir, tenir; saisir [1.8]
Ohatra 
1Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5]
2Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihazona
Ny lasa : nihazona
Ny hoavy : hihazona
Filaza mandidy : mihazòna

Teny iditra mihazòna (hazona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihazona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20