Teny iditra mihebiheby (hebiheby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy
¶ Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra
¶ Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihebiheby
nihebiheby
hihebiheby
mihebihebe
Teny nalaina 

2010/05/14