Teny iditra mihefahefa (hefahefa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsiketsika, mihofahofa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to flutter. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihefahefa
nihefahefa
hihefahefa
mihefahe

Teny iditra mihefahefà (hefahefa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihefahefa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2013/04/23