Teny iditra mihefikefika (hefikefika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsiketsika ka ny tapany ihany no hita mirona na miraika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihefikefika
nihefikefika
hihefikefika
mihefikefeha

2013/04/23