Teny iditra mihehaka (hehaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miaina mananosarotra tahaka ny tsy afa-miditra na mivoaka tsara ny rivotra ao antratra; misanehaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihehaka
Ny lasa : nihehaka
Ny hoavy : hihehaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05