Teny iditra mihehy (hehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikaoka amin' ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany no nahatonga ny tokotany haloto
¶ Mihady: Mihehy ny tany ny saka
¶ Mamokatra, mamongotra: Nisy nihehy ny voanjo tatsy atsimon-tanàna
¶ Mitady hahalala momba ny...: Nihehy ahy ny mpitsikilo tamin' ny fivoriana nataonay fa tsy niteny na inona na inona aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to scratch in the ground. [Richardson 1885]
 to scratch the ground; to paw the ground [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gratter la terre, creuser avec les pattes [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihehy
nihehy
hihehy
miheheza
Ohatra Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [Andraina: Mitaraina, takila 225]
Teny nalaina 

Teny iditra mihehy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara, Taisaka] mihomehy [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mihomehy: Kaja mihehy ny kivahe mahia sandré ibojan'ny volone (aza homehy ny amboa mahia sao ipariahan'ny volony) [Rakotosaona 1972]

2013/04/23