Teny iditra mihelina (helina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny volana
¶ Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to glide by rapidly, to pass by swiftly, to elapse. [Richardson 1885]
 to pass rapidly, to decline [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay passer rapidement; décliner [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihelina
nihelina
hihelina
mihelena
Ohatra Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 53]
Teny nalaina 

2012/08/06