Teny iditra mihelingelina (helingelina (helina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako
¶ Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be restless, and thus cause annoyance. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihelingelina
nihelingelina
hihelingelina
mihelingelena

2013/04/23