Teny iditra mihenahena (henahena (hena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina
¶ Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?
¶ Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy
¶ Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihenahena
nihenahena
hihenahena
mihenahenà

Teny iditra mihenahenà (henahena (hena))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihenahena [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/23