Teny iditra miheninkenina (heninkenina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misahirana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha izany andro izany: miheninkenina eo ianao dia tonga ny amin' ny iraika ambin' ny folo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miheninkenina
niheninkenina
hiheninkenina
miheninkenena
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31