Teny iditra |
mihenjana
(henjana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tendu [1.3, 1.13]
|
| Se raidir, être raide, vigoureux Fig. résister, se raidir contre [1.3]
|
Ohatra |
1 | Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy.
[2.528]
|
2 | Mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy.
[1.224]
|
3 | Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra.
[2.296]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihenjana |
Ny lasa : |
nihenjana |
Ny hoavy : |
hihenjana |
Filaza mandidy : |
mihenjàna |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mihenjàna
(henjana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihenjana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|