Teny iditra mihenjiheny (henjihenjy (henjy))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   Courir, gambader, aller ça et là [Abinal 1888]
Ohatra  
1Ary ny manenjana, aretina mijilajila sy mihenjihenjy be hiany, tahaky ny sala-manga ny Betsileo. [Callet: Tantara, takila 643]
2ary indraindray, mamo, ka eo am-povoan-dalana no mihenjihenjy, ka tapaka ny làlana; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 207]
Ny bikany  
mihenjihenjy
nihenjihenjy
hihenjihenjy