Teny iditra mihentsina (hentsina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsentsin' ny sery ny orona: Mihentsina izy fa voan' ny sery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avoir le nez obstrué [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihentsina
Ny lasa : nihentsina
Ny hoavy : hihentsina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20