Teny iditra miherina (herina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ miheriña ] [Sihanaka] miverina [Rakotosaona 1972]
 Miverina amin' ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin' ny andro, volana, taona): Rehefa miherina ny taona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to come around again at a certain time [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay revenir à une période déterminée [Hallanger 1974]
Endriteny 
miherina
niherina
hiherina
miherèna
Ohatra Raha main' ny hetaheta mafy, hono, ity Betsileolahy iray vahiny tao an-tanàna, dia niherina tamin' ny fisotroana ranondresy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 46]
Teny nalaina 

2012/08/07