Teny iditra mihetra (hetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao hetra na fehikibo: Mihetra lamba izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihetra
nihetra
hihetra
mihetrà

Teny iditra mihetrà (hetra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihetra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/23