Teny iditra mihetrahetra (hetrahetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirehareha, mieboebo, miedikedika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihetrahetra
nihetrahetra
hihetrahetra
mihetrahetrà

Teny iditra mihetrahetrà (hetrahetra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihetrahetra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/23