Teny iditra mihetsi-jaza (hetsika, zaza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny vehivavy bevohoka izay mahatsiaro maharary fa efa akaiky ny hiterahany [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31